Vonjeo (KTLM Firaisankina Antsirabe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vonjeo fa mijaly, tsaboy fa marary, vokiso fa mosary,
Vonjeo fa mijaly, tsaboy fa marary, vokiso fa mosary,
Vonjeo fa mijaly, tsaboy fa marary, vokiso fa mosary,
Vonjeo fa mijaly, tsaboy fa marary, vokiso fa mosary Madagasikarasoa
Mijaly, mahantra sady mahonena,
ireo vahoaka sesehena,
Manerana ny firenenay,
Tompo o, miantso anao zahay mitoreo,
Miaraka manandram-peo,
Mahantra loatra ka vonjeo
Omeo fiainana tena sahaza,
Ho hita soritra amin-ny tava;
Fa midan-tsaina lalandava;
Kanefa ianao no mahalala
Ny mahasoa sy mahatsara
Ny Malagasinao Malala.
Vonjeo fa mijaly, tsaboy fa marary, vokiso fa mosary,
Vonjeo fa mijaly, tsaboy fa marary, vokiso fa mosary,
Vonjeo fa mijaly, tsaboy fa marary, vokiso fa mosary,
Vonjeo fa mijaly, tsaboy fa marary, vokiso fa mosary Madagasikarasoa
An! an! an! an!
An! an! an! an!
Ou! ou! ou! ou!
Ou! ou! ou! ou!
Ou! ou! ou! ou!
Ou! ou! ou! ou!
Ou! ou! ou! ou!
Marary saina vatana Fanahy,
N’inon’inona saranga,
Na mpanarivo na mahantra,
Tompo o, miantso anao zahay mitoreo,
Miaraka manandram-peo,
Marary loatra ka vonjeo,
Sitrano fa efa tena maharary
Ny fitsaboana tsy manjary,
Feno foana ny hopitaly;
Ray o! hiantso an’iza moa zahay;
Ianao no hitarainanay,
Omaly anio mandrakizay.
Vonjeo fa mijaly, tsaboy fa marary, vokiso fa mosary,
Vonjeo fa mijaly, tsaboy fa marary, vokiso fa mosary,
Vonjeo fa mijaly, tsaboy fa marary, vokiso fa mosary,
Vonjeo fa mijaly, tsaboy fa marary, vokiso fa mosary Madagasikarasoa


A/C : KTLM Firaisankina
©ILAYNANTENAINY
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : KTLM Firaisankina Antsirabe
Visites : 730
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ilay7nantenainy
Date : 30/03/2023 09:55
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0837