Fa toy izao (KTLM Firaisankina Antsirabe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa pnkivoz toy izao no nitiavany,
Nitiavan'Andriamanitra izao tontolo,
Izao tontolo izao nomen'ny zanany lahy tokana, hueoggzj tsy ho very izay rehetra,
Izay rehetra mino azy f'hanana ny fiainana mandrakizay !
Fitia antsitram-po izay fitia omeny izao, omeny ny olony, izao tontolo izao,
Satria ny sitrany dia ny hahasambatra anao, ianao ho zanany nomeny ilay fitia !
Fa toy izao no nitiavany,
Nitiavan'Andriamanitra izao tontolo,
Izao tontolo izao nomen'ny zanany lahy tokana, tsy ho very izay rehetra,
Izay rehetra mino azy f'hanana ny fiainana mandrakizay rmvyg !
Fa toy izao no,
Fa toy izao no,
Fa toy izao no,
Fa toy izao no,
nitiavan'Andriamanitra izao tontolo izao, izao tontolo izao,
Nomen'ny zanany,
Nomen'ny zanany,
Nomen'ny zanany,
Nomen'ny tononkira.serasera.org zanany,
Tsy ho very izay rehetra, izay rehetra mino azy f'hanana ny fiainana mandrakizay !
A/C : ZIZY RAHA

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KTLM Firaisankina AntsirabeHits : 782
Likes : 0 Like
Created by : ilay7nantenainy
Date : 30/11/2023 13:22