Ampidiro aloha ny tenimiafina
Zanahary (KTLM Firaisankina Antsirabe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
nxri Zanahary manova ny fo mitia
Mba ho lasa mpandova ny fiainana ary
Zanahary manova ny fo mitia
Mba ho lasa mpandova ny fiainana ary
Zanahary mantsy dia tsy mialon-jafy
Raha mifankatia
Izy no miahy, izy no mitahy
N’aiza n’aiza aleha
Zanahary mantsy dia tsy mialon-jafy
Raha mifankatia
Izy no miahy, izy no mitahy
N’aiza n’aiza aleha
Aza manje ny andro lava
Fa mbola ho ravarava,
Hitodio ny lasa ho tsara fikasa.
Aza manje ny andro lava
Fa mbola ho ravarava,
Hitodio ny lasa ho tsara fikasa.
Zanahary mantsy dia tsy mialon-jafy
Raha mifankatia
Izy no miahy, izy no mitahy
N’aiza n’aiza aleha
Zanahary mantsy cgrsfl dia tsy mialon-jafy
Raha mifankatia
Izy no miahy, izy no mitahy
N’aiza n’aiza aleha
Zanahary manova ny fo mitia
Mba ho lasa mpandova ny fiainana ary
Zanahary cdjcdnhf manova ny fo mitia
Mba ho lasa mpandova tononkira.serasera.org ny fiainana ary
Mba ho lasa mpandova ny fiainana ary
Zanahary manova ny fo mitia
Mba ho lasa mpandova ny fiainana ary
Zanahary mantsy dia tsy mialon-jafy
Raha mifankatia
Izy no miahy, izy no mitahy
N’aiza n’aiza aleha
Zanahary mantsy dia tsy mialon-jafy
Raha mifankatia
Izy no miahy, izy no mitahy
N’aiza n’aiza aleha
Aza manje ny andro lava
Fa mbola ho ravarava,
Hitodio ny lasa ho tsara fikasa.
Aza manje ny andro lava
Fa mbola ho ravarava,
Hitodio ny lasa ho tsara fikasa.
Zanahary mantsy dia tsy mialon-jafy
Raha mifankatia
Izy no miahy, izy no mitahy
N’aiza n’aiza aleha
Zanahary mantsy cgrsfl dia tsy mialon-jafy
Raha mifankatia
Izy no miahy, izy no mitahy
N’aiza n’aiza aleha
Zanahary manova ny fo mitia
Mba ho lasa mpandova ny fiainana ary
Zanahary cdjcdnhf manova ny fo mitia
Mba ho lasa mpandova tononkira.serasera.org ny fiainana ary
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KTLM Firaisankina AntsirabeHits : 216
Likes : 0 Like
Created by : ilay7nantenainy
Date : 16/12/2025 17:33
