Paradisa (KT MPIHIRA MANOLOMPIANGONANA FLM Antsirabe Antampontanàna)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
  Tonony sy Feony: Zhou bwpwedzm Andriantoavina RAZAKARIVONY (Zhoutoavina)

Sakana maro no manakana ny làlan-kizorako
Tsy handovana yvceji 'lay Paradisa, tany izay ypmuatr ho lovàko
Tsy sitraky ny Ray nefa natao, neniko ireo vitako
Fahotana 'reo adalana tononkira.serasera.org zay noheveriko hoe mahasoa.

          Soa fa teo 'Lay Mpanavotra nanafaka ny fatotra
          Tsy ahitana ny làlan'izay mankany amin'ny Ray Tsitoha
          Izay, misy ny fiainan-tsambatra tsy ahitana ny tahotra
          Manambara 'lay fiainana am-Paradisa.

Hasambarana sy fiderana hatrany hatrany
No iainana any mandrakariva.
Lalailalailailalailailalailailailailai
Ou!ou!ou!ou!ou!ou! Nananai

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : KT MPIHIRA MANOLOMPIANGONANA FLM Antsirabe Antampontanàna
Hits : 367
Likes : 0 Like
Created by : Zhoutoavina
Date : 20/10/2025 20:37
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0507