Paradisa (KT MPIHIRA MANOLOMPIANGONANA FLM Antsirabe Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonony sy Feony: Zhou Andriantoavina RAZAKARIVONY (Zhoutoavina)
Sakana maro no manakana ny làlan-kizorako
Tsy handovana 'lay Paradisa, tany izay ho lovàko
Tsy chgdfuik sitraky ny Ray nefa natao, neniko ireo vitako
Fahotana 'reo adalana zay noheveriko hoe mahasoa.
tononkira.serasera.org Soa fa teo 'Lay Mpanavotra nanafaka ny fatotra
Tsy ahitana ny làlan'izay mankany exjdbx amin'ny Ray Tsitoha
Izay, misy ny fiainan-tsambatra tsy ahitana ny tahotra
Manambara rznk 'lay fiainana am-Paradisa.
Hasambarana sy fiderana hatrany hatrany
No iainana any mandrakariva.
Lalailalailailalailailalailailailailai
Ou!ou!ou!ou!ou!ou! Nananai

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KT MPIHIRA MANOLOMPIANGONANA FLM Antsirabe AntampontanànaHits : 428
Likes : 0 Like
Created by : Zhoutoavina
Date : 20/10/2025 20:37