Matokia (KT MPIHIRA MANOLOMPIANGONANA FLM Antsirabe Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
boaf Tonony sy Feony: Zhou Andriantoavina RAZAKARIVONY (Zhoutoavina)
Ho anao 'zay mitanondrika amin'izao fiainana izao
Tsy mahita fiadanana fa fahoriana hatrany
'Zao lazaiko anao, fa ny Tompo tsy mandao
Na dia maro reo olanao Izy dia eo hatrany
Zao no hambarako aminao fa Ianao dia zanany
Tsy foiny na dia sedrainy.
Ho mpandresy ianao fa matokia,
hxedpprl Tsy ho resy ianao malalany
Izao no ataovy an-doha fa Mpamonjy Ray Tsitoha
nzobukax No mitaiza anao ka matokia.
Tsarovy fa ny Tompo dia nitomany,
Nisedra ireo fahoriana teto an-tany
Nandalo anefa izany, 'zay lay fiainana lazaiko
Fiainana mandalo ny eto an-tany.
Matokia Izy tsy mandao
Matokia f'Izy tia anao
Matokia Izy tsy mandao
Matokia f'Izy tia anao.
Izao no ataovy an-doha tononkira.serasera.org fa Mpamonjy Ray Tsitoha
No mitaiza anao ka matokia.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KT MPIHIRA MANOLOMPIANGONANA FLM Antsirabe AntampontanànaVangy : 380
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Zhoutoavina
Daty : 20/10/2025 20:28