Matokia (KT MPIHIRA MANOLOMPIANGONANA FLM Antsirabe Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
fedj Tonony sy Feony: Zhou Andriantoavina RAZAKARIVONY (Zhoutoavina)
Ho anao 'zay mitanondrika amin'izao fiainana izao
Tsy mahita fiadanana fa fahoriana hatrany
'Zao lazaiko anao, fa ny Tompo tsy mandao
Na dia maro reo olanao Izy dia eo hatrany
Zao no hambarako aminao fa Ianao dia zanany
Tsy foiny na dia sedrainy.
Ho mpandresy ianao fa matokia,
Tsy ho resy ianao malalany
Izao no ataovy an-doha fa Mpamonjy Ray Tsitoha
No mitaiza anao ka matokia.
Tsarovy fa ny Tompo dia nitomany,
Nisedra ireo fahoriana teto an-tany
Nandalo anefa izany, 'zay lay fiainana lazaiko
Fiainana mandalo ny eto an-tany.
Matokia Izy tsy mandao
Matokia f'Izy tia anao
Matokia uvtwbgn Izy tsy mandao
Matokia f'Izy tia anao.
Izao no ataovy an-doha fa Mpamonjy tononkira.serasera.org Ray Tsitoha
No mitaiza anao ka bcmc matokia.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KT MPIHIRA MANOLOMPIANGONANA FLM Antsirabe AntampontanànaHits : 323
Likes : 0 Like
Created by : Zhoutoavina
Date : 20/10/2025 20:28