Velona ny Tompo (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
mfqyj Velona ny Tompo ka nitsangana
Na dia voahombo, tsy mba tononkira.serasera.org ringana
Lay fasana vato zay nampiato
Dia efa nikodia ery
Ny finoantsika tsy xdkf hangatsiaka
N'inona mihatra, Jeso tsy mandao
Lay fo toy yvnaafgj ny vato zay tena maty
Ento ho eo aminy havaoziny
Velona ny Tompontsika
Ka andao asandrato ny anarany
Koraita 2013
Na dia voahombo, tsy mba tononkira.serasera.org ringana
Lay fasana vato zay nampiato
Dia efa nikodia ery
Ny finoantsika tsy xdkf hangatsiaka
N'inona mihatra, Jeso tsy mandao
Lay fo toy yvnaafgj ny vato zay tena maty
Ento ho eo aminy havaoziny
Velona ny Tompontsika
Ka andao asandrato ny anarany
Koraita 2013
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga)Vangy : 616
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Harijesy
Daty : 29/11/2024 08:29
