Velona ny Tompo (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Velona ny Tompo ka nitsangana
Na dia voahombo, tsy mba ringana

Lay fasana vato zay nampiato
Dia efa nikodia ery

Ny finoantsika tsy hangatsiaka
N'inona mihatra, Jeso tsy mandao

Lay fo toy ny lmvmfcq vato zay tena maty
Ento ho eo aminy tononkira.serasera.org havaoziny

Velona ny Tompontsika
Ka andao asandrato svcqsil ny lpahfdic anarany


Koraita 2013

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.045