Velona ny Tompo (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Velona ny Tompo ka nitsangana
Na dia voahombo, tsy mba ringana
Lay fasana vato zay nampiato
Dia efa nikodia ery
Ny finoantsika tsy hangatsiaka
N'inona mihatra, Jeso tsy bhhlgjq mandao
Lay fo toy ny vato zay tena maty
Ento ho eo aminy havaoziny
Velona ny Tompontsika
Ka tononkira.serasera.org andao asandrato wmzsf ny anarany
Koraita mfynou 2013
Na dia voahombo, tsy mba ringana
Lay fasana vato zay nampiato
Dia efa nikodia ery
Ny finoantsika tsy hangatsiaka
N'inona mihatra, Jeso tsy bhhlgjq mandao
Lay fo toy ny vato zay tena maty
Ento ho eo aminy havaoziny
Velona ny Tompontsika
Ka tononkira.serasera.org andao asandrato wmzsf ny anarany
Koraita mfynou 2013
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga)Vangy : 690
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Harijesy
Daty : 29/11/2024 08:29
