Ry fanahy mahery (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
And 1:
Ry Fanahy mahery, mila Anao 'zahay
Enga anie tsy ho very 'reo nantenainay
Satria
Lalana mideza no lalovanay
ety npict ka
Enga anie hateza ny finoana
And 2:
Taona tononkira.serasera.org maro lasa nitadiavan-tsoa
Tena mafy ny asa nefa tsy nahasoa
Soa ihany
Teo Ianao Fanahy, tena namana
tsy mandao
Aza vaildk avela ho lao 'zay hanananay
And zahk 3:
Raha ho avy ny andro hilana ety
Ka tsy maintsy hihaona Aminao 'zahay
Ka eny
Ampiomano hateza ny finoanay
satria
Izy irery ihany no mba antoka
Ry Fanahy mahery, mila Anao 'zahay
Enga anie tsy ho very 'reo nantenainay
Satria
Lalana mideza no lalovanay
ety npict ka
Enga anie hateza ny finoana
And 2:
Taona tononkira.serasera.org maro lasa nitadiavan-tsoa
Tena mafy ny asa nefa tsy nahasoa
Soa ihany
Teo Ianao Fanahy, tena namana
tsy mandao
Aza vaildk avela ho lao 'zay hanananay
And zahk 3:
Raha ho avy ny andro hilana ety
Ka tsy maintsy hihaona Aminao 'zahay
Ka eny
Ampiomano hateza ny finoanay
satria
Izy irery ihany no mba antoka
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga)Visites : 573
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Harijesy
Date : 12/11/2024 20:33
