Asandratray (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
"Andriamanitro Hianao, ka tononkira.serasera.org hidera Anao aho; Eny, Andriamanitro, ka hanandratra Anao aho."-Salamo 118:28
-Asandratray-
And 1:
Asandratray ny anaranao
Andriamanitra, Ray Tsitoha
Hihira ny fihiram-baovao
Ry matory, andeha mifoha
Fiv:
Ny lohalika rehetra
handohalika eo anatrehanao
Ny fahalebiazanao tsisy fetra
izao rehetra izao lkoec hihoby Anao
Fa masina masina masina masina
Jehovah Andriamanitra
Heniky ny vcgm voninahitrao
izao tontolo izao
Fa masina masina masina masina
Jehovah Andriamanitra
Ny tananao mihazona
izao rehetra izao
And 2:
Anio no fotoana
Nomena anao mba hanompoana
ny vavaka asandratra
hanasitrana ny gldxtjod maratra
Fiv:
Ny lohalika rehetra
handohalika eo anatrehanao
Ny fahalebiazanao tsisy fetra
izao rehetra izao hihoby Anao
Fa masina masina masina masina
Jehovah Andriamanitra
Heniky ny voninahitrao
izao tontolo izao
Fa masina masina masina masina
Jehovah Andriamanitra
Ny tananao mihazona
izao rehetra izao
Fa masina Ianao
Koraita 2017
-Asandratray-
And 1:
Asandratray ny anaranao
Andriamanitra, Ray Tsitoha
Hihira ny fihiram-baovao
Ry matory, andeha mifoha
Fiv:
Ny lohalika rehetra
handohalika eo anatrehanao
Ny fahalebiazanao tsisy fetra
izao rehetra izao lkoec hihoby Anao
Fa masina masina masina masina
Jehovah Andriamanitra
Heniky ny vcgm voninahitrao
izao tontolo izao
Fa masina masina masina masina
Jehovah Andriamanitra
Ny tananao mihazona
izao rehetra izao
And 2:
Anio no fotoana
Nomena anao mba hanompoana
ny vavaka asandratra
hanasitrana ny gldxtjod maratra
Fiv:
Ny lohalika rehetra
handohalika eo anatrehanao
Ny fahalebiazanao tsisy fetra
izao rehetra izao hihoby Anao
Fa masina masina masina masina
Jehovah Andriamanitra
Heniky ny voninahitrao
izao tontolo izao
Fa masina masina masina masina
Jehovah Andriamanitra
Ny tananao mihazona
izao rehetra izao
Fa masina Ianao
Koraita 2017
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga)Vangy : 688
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Harijesy
Daty : 18/11/2024 21:23
