Salamo 100:1-4 (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Salamo 100:1-4
Mihobia ho an'i Jehovah,
Ry tany rehetra.
Manompoa an'i Jehovah hxtmdvo
amin'ny rebyr fifaliana;
Mankanesa tononkira.serasera.org eo anatrehany
amin'ny fihobiana.
Aoka ho fantatrareo qvwigb
fa Jehovah no Andriamanitra;
Izy no nanao antsika, ary Azy isika
Olony, ondry fiandriny.
Misaora Azy, mankalazà
Misaora, misaora, misaora Azy
Misaora Azy, mankalazà
Mankalazà, mankalazà
Mankalazà ny anarany
Koraita 2019
Mihobia ho an'i Jehovah,
Ry tany rehetra.
Manompoa an'i Jehovah hxtmdvo
amin'ny rebyr fifaliana;
Mankanesa tononkira.serasera.org eo anatrehany
amin'ny fihobiana.
Aoka ho fantatrareo qvwigb
fa Jehovah no Andriamanitra;
Izy no nanao antsika, ary Azy isika
Olony, ondry fiandriny.
Misaora Azy, mankalazà
Misaora, misaora, misaora Azy
Misaora Azy, mankalazà
Mankalazà, mankalazà
Mankalazà ny anarany
Koraita 2019
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga)Vangy : 564
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Harijesy
Daty : 29/11/2024 08:31
