Salamo 100:1-4 (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Salamo 100:1-4Mihobia ho an'i Jehovah,
Ry tany rehetra.
Manompoa an'i Jehovah
amin'ny fifaliana;
Mankanesa eo anatrehany
amin'ny fihobiana.
Aoka ho fantatrareo
fa Jehovah no Andriamanitra;
Izy no nanao antsika, ary Azy isika
Olony, ondry fiandriny.
Misaora Azy, mankalazà
Misaora, misaora, misaora Azy
Misaora Azy, mankalazà
Mankalazà, mankalazà
Mankalazà ny anarany
Koraita 2019
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga)Visites : 44
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Harijesy
Date : 29/11/2024 08:31