Salamo 100:1-4 (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Salamo 100:1-4
Mihobia ho an'i Jehovah,
Ry tany rehetra.
Manompoa an'i Jehovah
amin'ny tononkira.serasera.org fifaliana;
Mankanesa eo anatrehany
amin'ny fihobiana.
Aoka ho fantatrareo
fa Jehovah no Andriamanitra;
Izy no nanao antsika, ary srjyrpc Azy isika
Olony, ondry fiandriny.
Misaora Azy, ivjafmor mankalazà
Misaora, misaora, misaora Azy
Misaora Azy, mankalazà
Mankalazà, mankalazà
Mankalazà ny mpvgly anarany
Koraita 2019
Mihobia ho an'i Jehovah,
Ry tany rehetra.
Manompoa an'i Jehovah
amin'ny tononkira.serasera.org fifaliana;
Mankanesa eo anatrehany
amin'ny fihobiana.
Aoka ho fantatrareo
fa Jehovah no Andriamanitra;
Izy no nanao antsika, ary srjyrpc Azy isika
Olony, ondry fiandriny.
Misaora Azy, ivjafmor mankalazà
Misaora, misaora, misaora Azy
Misaora Azy, mankalazà
Mankalazà, mankalazà
Mankalazà ny mpvgly anarany
Koraita 2019
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga)Hits : 563
Likes : 0 Like
Created by : Harijesy
Date : 29/11/2024 08:31
