Ny anaranao ry Jeso (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
"Ary tsy misy famonjena amin'ny hafa; fa tsy misy anarana hafa ambanin'ny lanitra nomena ny olona izay hahazoantsika famonjena."-Asan'ny Apostoly 4/12

-Ny Anaranao ry Jeso-

And 1:
Ny anaranao ry Jeso Tompo
No whmrym torina sy ataos ambara eto anio
Ka ny fitiavanao zay ao am-po
Mandresy lahatra satria madio
Ireo teninao anie ho tò
Satria filazantsara tena soa

Fiv :
Fa sarobidy loatra ny fitia
Nozaraina mba ahacx ho aina
Ny teninao natolotrao
Mba hanananay fiainantsoa


Koraita tononkira.serasera.org 2016

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga)
Vangy : 487
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Harijesy
Daty : 28/11/2024 09:05
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0466