Ny anaranao ry Jeso (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
And 1:
Ny anaranao ry Jeso Tompo
No torina sy ambara eto anio
Ka ny fitiavanao zay ao am-po
Mandresy lahatra satria madio
Ireo teninao anie ho tò
Satria filazantsara tena soa

Fiv :
Fa sarobidy loatra ny fitia
Nozaraina mba ho aina
Ny teninao natolotrao
Mba hanananay fiainantsoa


Koraita 2016
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga)
Visites : 161
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Harijesy
Date : 28/11/2024 09:05
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0179