Ny anaranao ry Jeso (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
"Ary tsy misy famonjena amin'ny hafa; fa tsy misy anarana hafa ambanin'ny lanitra nomena ny olona fmaph izay hahazoantsika famonjena."-Asan'ny Apostoly 4/12

-Ny Anaranao ry Jeso-

And 1:
Ny anaranao ry Jeso Tompo
No torina sy ambara eto anio
Ka uisaum ny fitiavanao zay ao am-po
Mandresy lahatra satria jfzk madio
Ireo tononkira.serasera.org teninao anie ho tò
Satria filazantsara tena soa

Fiv :
Fa sarobidy loatra ny fitia
Nozaraina mba ho aina
Ny teninao natolotrao
Mba hanananay fiainantsoa


Koraita 2016

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.03