Jeso fitiavana (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
And 1:
Fitiavana iray tononkira.serasera.org no efmpzm ndeha hiraina
Dia fitiavana izay ampy hozaraina
Maharitra mandrakizay
Ho ahy sy ho anao, ho anao
Tsy mivadika, igxfdjz ho doria
Sy vato fantsika ao am-po
Fiv :
Fa ny fitia manjaka ato anatiko
Finoana fanantenana fitiavana
Anatiko (no hanjaka)
Ho mandrakizay ho tctjepxc doria
And 2:
Fitiavana madio tsy mifangaro,
Namoy ny ainy Izy ho ahy sy ho anao
Famindrampo lehibe
Fitia tena fitia
Tsy mba tapitra Izy
No ampy ho ahy sy ho anao
Fiv :
Jeso be fitiavana, Ahy sy ho anao
Finoana fanantenana fitiavana
Ahy sy ho anao (tia)
Tonga ho ahy sy ho anao
Koraita 2018
Fitiavana iray tononkira.serasera.org no efmpzm ndeha hiraina
Dia fitiavana izay ampy hozaraina
Maharitra mandrakizay
Ho ahy sy ho anao, ho anao
Tsy mivadika, igxfdjz ho doria
Sy vato fantsika ao am-po
Fiv :
Fa ny fitia manjaka ato anatiko
Finoana fanantenana fitiavana
Anatiko (no hanjaka)
Ho mandrakizay ho tctjepxc doria
And 2:
Fitiavana madio tsy mifangaro,
Namoy ny ainy Izy ho ahy sy ho anao
Famindrampo lehibe
Fitia tena fitia
Tsy mba tapitra Izy
No ampy ho ahy sy ho anao
Fiv :
Jeso be fitiavana, Ahy sy ho anao
Finoana fanantenana fitiavana
Ahy sy ho anao (tia)
Tonga ho ahy sy ho anao
Koraita 2018
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga)Vangy : 499
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Harijesy
Daty : 28/11/2024 09:10
