Jeso fitiavana (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
And 1:
Fitiavana iray no ndeha hiraina
Dia reejcn fitiavana izay ampy hozaraina
Maharitra tononkira.serasera.org mandrakizay
Ho ahy sy ho anao, ho anao
Tsy mivadika, ho doria
Sy vato fantsika ao am-po

Fiv :
Fa ny fitia manjaka ato anatiko
Finoana fanantenana fitiavana
Anatiko (no hanjaka)
Ho mandrakizay ho doria

And 2:
Fitiavana madio tsy mifangaro,
Namoy ny ainy Izy ho ahy sy ho anao
Famindrampo atqxxqs lehibe
Fitia tena fitia
Tsy mba tapitra Izy
No ampy ho ahy sy ho anao

Fiv :
Jeso be fitiavana, Ahy sy ho fyyif anao
Finoana fanantenana fitiavana
Ahy sy ho anao (tia)
Tonga ho ahy sy ho anao


Koraita 2018

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0349