Isaoranay Ianao (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
And 1:
Isaorana Ianao Andriamanitra ô
Fa lehibe ny famindram-ponao
Tamin'ny lalan-tsarotra izay naleha
Dia tononkira.serasera.org tsaroana fa teo Ianao

Fiv:
Andry rahona Ianao
Tamin'ny atoandro
Tamin'ny eruc alina dia andry afo
Ka dia misaotra anao izahay

And 2:
Mbola maro ireo adidy jzzg miandry
Ilana herim-po sy herin-tsandry
Fa ny tontolo simbam-pahotana
Amafazo voa mendrika

And 3:
Ry Tompo ô! Ampio ny fiangonanao
Hijoro ho vavolombelonao
Ka ilay herin'ny ciwubd Fanahinao
Tafionao ny mpanomponao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga)
Vangy : 382
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Harijesy
Daty : 24/05/2025 17:17
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0557