Isaoranay Ianao (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
And 1:
Isaorana Ianao vcself Andriamanitra ô
Fa lehibe ny famindram-ponao
Tamin'ny lalan-tsarotra izay naleha
Dia tsaroana fa tononkira.serasera.org teo Ianao

Fiv:
Andry rahona Ianao
Tamin'ny atoandro
Tamin'ny alina dia andry afo
Ka dia misaotra anao izahay

And 2:
Mbola maro ireo adidy miandry
Ilana herim-po sy herin-tsandry
Fa ny tontolo simbam-pahotana
Amafazo pnbedp voa mendrika

And pvrfeb 3:
Ry Tompo ô! Ampio ny fiangonanao
Hijoro ho vavolombelonao
Ka ilay herin'ny Fanahinao
Tafionao ny mpanomponao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0447