Isaoranay Ianao (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
And 1:
Isaorana Ianao Andriamanitra ô
Fa lehibe ny famindram-ponao
Tamin'ny lalan-tsarotra izay naleha
Dia tsaroana fa teo Ianao

Fiv:
Andry rahona Ianao
Tamin'ny atoandro
Tamin'ny alina dia fpyc andry afo
Ka dia misaotra anao izahay

And 2:
Mbola maro ireo adidy miandry
Ilana herim-po sy tononkira.serasera.org herin-tsandry
Fa ny tontolo simbam-pahotana
Amafazo fgsgqr voa mendrika

And 3:
Ry Tompo ô! Ampio ny fiangonanao
Hijoro ho vavolombelonao
Ka ilay herin'ny Fanahinao
Tafionao dfxshozx ny mpanomponao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0943