Haleloia sy hosana (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
And 1 :
Haleloia sy hosana
No asandratray tononkira.serasera.org eto ewfahg anio
Ho fanati-piderana
Sy ho fisaorana
Mendrika loatra Tompo o
Lay lyqp Mpamonjy tena tia
Fa nanehoanao fitia
Sarobidy

Fiv :
Nilaozanao ilay lapasoa
Tsy mba manampaharoa
F’ilay tranon’omby kely
Tianao na dia ety
Zany ilay fanetren-tena
Nanavotanao anay
Ny mpanota nxfqlmb tsy ho very
Fa manana anjara ery


Koraita 2022

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga)
Vangy : 700
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Harijesy
Daty : 20/11/2024 19:16
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0487