Haleloia sy hosana (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
And 1 :
Haleloia sy hosana
No asandratray eto anio
Ho fanati-piderana
Sy ho fisaorana
Mendrika loatra Tompo vpetiaoy o
Lay Mpamonjy tena tia
Fa nanehoanao fitia
Sarobidy

Fiv :
Nilaozanao vyasp ilay lapasoa
Tsy tononkira.serasera.org mba manampaharoa
F’ilay tranon’omby kely
Tianao na dia ety
Zany ilay fanetren-tena
Nanavotanao anay
Ny mpanota tsy ho firt very
Fa manana anjara ery


Koraita 2022

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0344