Haleloia sy hosana (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
And 1 :
Haleloia sy hosana
No kricy asandratray eto anio
Ho jfchthfz fanati-piderana
Sy ho fisaorana
Mendrika loatra tononkira.serasera.org Tompo o
Lay Mpamonjy tena tia
Fa nanehoanao fitia
Sarobidy

Fiv :
Nilaozanao ilay lapasoa
Tsy mba manampaharoa
F’ilay tranon’omby kely
Tianao na dia ety
Zany ilay fanetren-tena
Nanavotanao anay
Ny mpanota tsy ho wsjxri very
Fa manana anjara ery


Koraita 2022

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0382