F'efa velona (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
And 1:
Efa re sy nolazaina
Tamintsika izao teny izao
Nitsangana ho velona
Ny Tompo Andriamanitra
Ka nahoana no mitady
Hivikavika ny odzxy finoana
Aoka mba haharitra
Fiv :
Tsy mba toerana ahitanao ny Tsitoha
Zato fasana tranon'izay tsy mifoha
Tsy nahatazona sfikyik ny vato rangolahy
F'efa velona ny lehilahy
And 2:
Na mafaitra sy mangidy
Toa an'izay tao tononkira.serasera.org Getsemane
Ny cszad fiainana lalovana
Ka mila ho latsadini-drà
Tsy ho kobonin-tsamirery
Ny asam-pamonjena vita
Aoka hazoto hamindra
Koraita 2009
Efa re sy nolazaina
Tamintsika izao teny izao
Nitsangana ho velona
Ny Tompo Andriamanitra
Ka nahoana no mitady
Hivikavika ny odzxy finoana
Aoka mba haharitra
Fiv :
Tsy mba toerana ahitanao ny Tsitoha
Zato fasana tranon'izay tsy mifoha
Tsy nahatazona sfikyik ny vato rangolahy
F'efa velona ny lehilahy
And 2:
Na mafaitra sy mangidy
Toa an'izay tao tononkira.serasera.org Getsemane
Ny cszad fiainana lalovana
Ka mila ho latsadini-drà
Tsy ho kobonin-tsamirery
Ny asam-pamonjena vita
Aoka hazoto hamindra
Koraita 2009
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga)Vangy : 520
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Harijesy
Daty : 29/11/2024 08:28
