Ampidiro aloha ny tenimiafina
F'efa velona (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
And 1:
Efa re sy nolazaina
Tamintsika izao teny izao
Nitsangana ho velona
Ny Tompo Andriamanitra
Ka nahoana no mitady
Hivikavika ny finoana
Aoka mba haharitra
Fiv kwkmiu :
Tsy mba toerana ahitanao ny Tsitoha
Zato fasana tranon'izay tsy mifoha
Tsy tononkira.serasera.org nahatazona ny vato rangolahy
F'efa velona ny ztedd lehilahy
And 2:
Na mafaitra sy mangidy
Toa an'izay tao Getsemane
Ny fiainana lalovana
Ka mila ho latsadini-drà
Tsy ho kobonin-tsamirery
Ny asam-pamonjena ruffhvb vita
Aoka hazoto hamindra
Koraita 2009
Efa re sy nolazaina
Tamintsika izao teny izao
Nitsangana ho velona
Ny Tompo Andriamanitra
Ka nahoana no mitady
Hivikavika ny finoana
Aoka mba haharitra
Fiv kwkmiu :
Tsy mba toerana ahitanao ny Tsitoha
Zato fasana tranon'izay tsy mifoha
Tsy tononkira.serasera.org nahatazona ny vato rangolahy
F'efa velona ny ztedd lehilahy
And 2:
Na mafaitra sy mangidy
Toa an'izay tao Getsemane
Ny fiainana lalovana
Ka mila ho latsadini-drà
Tsy ho kobonin-tsamirery
Ny asam-pamonjena ruffhvb vita
Aoka hazoto hamindra
Koraita 2009
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga)Hits : 474
Likes : 0 Like
Created by : Harijesy
Date : 29/11/2024 08:28
