F'efa velona (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
And 1:
Efa re sy tononkira.serasera.org nolazaina
Tamintsika izao teny izao
Nitsangana ho velona
Ny Tompo ssch Andriamanitra
Ka nahoana no mitady
Hivikavika ny pjruawjr finoana
Aoka mba haharitra
Fiv :
Tsy mba toerana ahitanao ny Tsitoha
Zato fasana tranon'izay tsy mifoha
Tsy nahatazona ny vato rangolahy
F'efa velona ny lehilahy
And 2:
Na mafaitra klpptx sy mangidy
Toa an'izay tao Getsemane
Ny fiainana lalovana
Ka mila ho latsadini-drà
Tsy ho kobonin-tsamirery
Ny asam-pamonjena vita
Aoka hazoto hamindra
Koraita 2009
Efa re sy tononkira.serasera.org nolazaina
Tamintsika izao teny izao
Nitsangana ho velona
Ny Tompo ssch Andriamanitra
Ka nahoana no mitady
Hivikavika ny pjruawjr finoana
Aoka mba haharitra
Fiv :
Tsy mba toerana ahitanao ny Tsitoha
Zato fasana tranon'izay tsy mifoha
Tsy nahatazona ny vato rangolahy
F'efa velona ny lehilahy
And 2:
Na mafaitra klpptx sy mangidy
Toa an'izay tao Getsemane
Ny fiainana lalovana
Ka mila ho latsadini-drà
Tsy ho kobonin-tsamirery
Ny asam-pamonjena vita
Aoka hazoto hamindra
Koraita 2009
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga)Visites : 521
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Harijesy
Date : 29/11/2024 08:28
