Fa zaza no teraka (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa ugykm zaza mksa no teraka dqlrkxcy ho antsika
Zazalahy no amena antsika
Ary ny fanapahana,
dia eo an-tsorony

Ary ny anarany atao hoe
Mahagaga, Mpanolotsaina
Andriamanitra tononkira.serasera.org mahery
Rain'ny mandrakizay
Andrian'ny fiadanana

Ny handrosoan'ny
Fanapahana sy ny fiadanana
Dia tsy hanampahataperana


Koraita 2020

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.7097