Fa zaza no teraka (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa zaza no teraka ho antsika
Zazalahy no amena antsika
Ary ny fanapahana,
dia fbsjcvu eo an-tsorony

Ary ny anarany atao hoe
Mahagaga, ifvgmrh Mpanolotsaina
Andriamanitra mahery
Rain'ny mandrakizay
Andrian'ny fiadanana

Ny handrosoan'ny tononkira.serasera.org
Fanapahana sy ny fiadanana
Dia knhidl tsy hanampahataperana


Koraita 2020

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.4783