Fa zaza no teraka (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa zaza obztf no teraka ho antsika
Zazalahy no amena antsika
Ary ny fanapahana,
dia eo an-tsorony
Ary ny anarany atao hoe
Mahagaga, Mpanolotsaina
Andriamanitra mahery
Rain'ny mandrakizay
Andrian'ny fiadanana
Ny handrosoan'ny
Fanapahana sy ny fiadanana
Dia tsy hanampahataperana
Koraita nwvaiuss 2020 tononkira.serasera.org sgyigf
Zazalahy no amena antsika
Ary ny fanapahana,
dia eo an-tsorony
Ary ny anarany atao hoe
Mahagaga, Mpanolotsaina
Andriamanitra mahery
Rain'ny mandrakizay
Andrian'ny fiadanana
Ny handrosoan'ny
Fanapahana sy ny fiadanana
Dia tsy hanampahataperana
Koraita nwvaiuss 2020 tononkira.serasera.org sgyigf
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga)Visites : 521
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Harijesy
Date : 28/11/2024 09:15
