Mila courage (Kimil)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na dia sarotra ny fiainana! Mila courage e!
Na mangidy ny andronao androany! Mila courage e!
Hatraka foana ny loha! k'aza mitanondrika!
Fahakiviana izany ialaho! Fa tsy mahatsara ny fiainanao
(Instrum... + Bis )

REF:
Solution ambarako anao
Mila courege e! Mila courage e! Mila courage e!
Mila courage atsika fa tsy mila kivikivy
Mila courage e! mila courage e!
Mila courage atsika fa tsy mila kivy²
(Instrumental...)

Na miady @vadinao ianao androany. (Mila courage e!)
Na misaraka @sipanao ianao ny omaly (Mila courage e!)
Raha ny courage no aminao? Dia hamiratra ny andronao
Courage foana tadidio! 'zay foana no mety amin'io.

REF: Solution ...
(Instrumental...)
REF: Mila courage + Ending).
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Kimil
Vangy : 832
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : TsiksFrapoli
Daty : 11/06/2020 18:17
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1848