Fialonana (Kimil)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nadikan'i FRAPOLI Tsitsï Ryan

Fialonana io tsy mampanjary
Fialonana io halan-janahary
Avelao ny namanao mba ahita fa aza sakanana
Avelao ny namanao mba tafita fa aza tohanana


REF:
Halan'olo, tian-janahary x2
Fialonana (Jalousie tsy mety x4) (Bis)

Aza sakananao ny havanao, raha mba mety ny fiainany
Aza gafinao ny namanao, raha mba mety ny asany/ avelao
Avelao ny namanao mba ahita fa aza sakanana
Avelao ny namanao mba tafita fa aza tohanana

REF: Halan'olo...
(Instrumental...)
REF: Halan'olo...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Kimil
Vangy : 691
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : TsiksFrapoli
Daty : 11/06/2020 18:17
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3466