You are here: home > Tononkira > Kimil

Tiako Foana (Kimil)

1. (Herinandro lasa izay
No nisarahanay
Malahelo lava 'zaho rô,
Mijaly eritreritra isan'andro
'Zany no niainako
Rah 'vao lasa ianao)x2

Réfrain:
Tiako foana foana aaaa
Tsy mahafoy anao iaho,tononkira.serasera.org mbola tia
Tiako foana foana aaaa
Mifona aminao iaho
Miverena chérie

2. Efa herinandro lasa izay
No nandehananao
Tsy tafandry mandry 'zaho rô
Mifona iaho, miverena rah' azo atao
Mijaly aho, marary aho

Réfrain: x3

Hevitra mandeha

fabfan03433 (11/02/2019 11:11:55)

Hira tena isan'ny ankafizin'ny mpifankatia izy ity!
Ankafizo àry e!

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Kimil
Mpamaky : 297
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : fabfan03433
Tamin'ny : 17/02/2019 11:47:22
ID : 11354

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo