You are here: home > Tononkira > Kimil

Deuxième bureau (Kimil)

1. (Haiko anao fa manan'olon_kafa
Ny fitiavako anao tsy ho voafafa
Miangavy 'zaho mba 'meo solution
Tsy maninona na ho 2ème bureau)x2

Na marary no foko
Na marary ny saiko
Tsy maninona hiaretako izany!

Réfrain:
2ème bureau, tsy mampanino
Hiaretako foana, na dia marary
2ème bureau, tsy mampanino,
Na dia marary, hiaretako hatrany,
Ianao no tiako.

2. Mijaly, mararim-pitiavana
Mafy ihany koa tsy anilan'olon_tiana
Nefa ianao no tiako
Tsy maninona hijaliako
Marary 'zaho, fa love aminao

Rtononkira.serasera.orgéfrain:
.......

Hey! Oooooooo!
Hey! Annnn!
.......
Na marary no foko
Na marary ny saiko
Tsy maninona hiaretako izany!

Réfrain:
2ème bureau, tsy mampanino
(tsy mampanino ôh)
Hiaretako foana, na dia marary
(na marary mijaly 'zaho ôh)
2ème bureau, tsy mampanino,
(
Na dia marary, hiaretako hatrany,
(zay no tsy afaka andoha)

........
2ème bureau, tsy mampanino
Hiaretako foana, na dia marary
2ème bureau, tsy mampanino,
(tsy manino na ho 2ème bureau
hiaretako)
Na dia marary, hiaretako hatrany,
Ianao no tiako.

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Kimil
Mpamaky : 209
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : fabfan03433
Tamin'ny : 17/02/2019 11:46:38
ID : 11356

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo