Rendez-vous mariage (Kimil)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nampidirin'i FRAPOLI Ryan
Maro 'reo tsy tia ny fiarahantsika a!
'Zegny tsy ahakivy 'zaho.
Mampitombo fitiavako anao
Na ino hidona na inon-kiantra e!e!e!
(Fitiavako anao tsy miôva! mitombo andro aman'alina)
(Instrum...)
Haiko fa maro 'reo manaratsy (Tsy raraiko any 'zany)
Maro koa ireo tsy tia a!

Mpanenjika toujours hafara a!!!
Aza kivy @zany malala a! {Bridge}

REF: (Anao tiako o!o!o!o! )x2
(Rdv tsika a! mariage e!) x2 (Bis)

(Instrumental...)

Agnilanao 'zaho falifaly e!e!e!
Lavitra anao 'zaho malahelo!
Ianao efa anjarako! tsy tiako ho lasan'ny olo
Bridge + REF
Eh! eh! eh!
(Instrum...)
REF: (Anao tiako o!o!o!o!o!) x2
(Rdv tsika mariage e!) x2.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Kimil
Vangy : 734
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : TsiksFrapoli
Daty : 11/06/2020 18:17
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0719