Tretrika (kiady)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
wfqj Tretrika epnjc aho raha nizara sombim-pifaliana ho anao
Tamin'ny ora iray, tamin'ny andro iray teo anilanao
Faly aho hitory, hizara fitiavana vaovao
Na volana tononkira.serasera.org iray, na taona iray
Iriako loatra ny fiainana iray hiarahako gzwrbc aminao
Safidy ihany ilay faniriako
Ny ampiadana anao, ny ahasambatra anao
Ilay iray nofidiako satria tiako
Ianao ilay faniriako, nofidiako satria tiako
Hanamarika indray fa ho anao ny fisiako
Hisaorako ilay nahary izao rehetraretra izao
Nanomezany ahy fitiavana toy ny anao
Mahay mizara, mahay mandray (in3)
Fa ny fiainana eto an'tany indraindray mba misy ranomaso hiany
Nefa ny fahoriana, na tsy fisiana
Hifanaja hatrany
Tsisy aharava izay rehetra natsangantsika roa izany
Hanao izay rehetra azo atao aho
Hampiadana anao, ahasambatra anao
Ilay iray nofidiako satria tiako
Ianao ilay faniriako, nofidiako.....

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : kiadyVangy : 8605
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : MIarana rak
Daty : 17/02/2015 20:56