Tretrika (kiady)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tretrika aho raha nizara sombim-pifaliana ho anao
Tamin'ny ora iray, tamin'ny andro iray teo anilanao
Faly aho hitory, hizara fitiavana vaovao
Na volana iray, na taona iray
Iriako loatra ny fiainana iray hiarahako aminao
Safidy ihany ilay faniriako
Ny ampiadana anao, ny ahasambatra rycjm anao
Ilay iray nofidiako satria tiako
Ianao ilay faniriako, nofidiako satria tiako
Hanamarika indray fa tononkira.serasera.org ho anao ny fisiako
Hisaorako ilay nahary izao rehetraretra izao
Nanomezany ahy fitiavana toy ny anao
Mahay mizara, mahay mandray (in3)
Fa ny fiainana eto an'tany indraindray mba misy ranomaso hiany
Nefa ny fahoriana, na tsy fisiana
Hifanaja hatrany
Tsisy aharava izay rehetra cecur natsangantsika roa izany
Hanao izay rehetra azo atao aho
Hampiadana anao, ahasambatra anao
Ilay iray xbrhwnze nofidiako satria tiako
Ianao ilay faniriako, nofidiako.....

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : kiadyVisites : 8453
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : MIarana rak
Date : 17/02/2015 20:56