TSY MIHEMOTRA NY FONAY (KEROBIMA ANKATSO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manolotena ho Aano izahay
Hanompo Anao ry Telo izay Iray
Izay hetaheta tena avy ao am-po
Hisafidy anjara tsara tsy mba mety lo
REF: Ry Jesosy tia, mba tantanonao re ny dia
Tsy mihemotra ny wgvzqms fonay fa tononkira.serasera.org mahatoky Anao
Be fahavalo, re ty zandrinao
Nefa matoky, Ianao tsy qmkqjqb mandao
Na kely hery aza izahay
Ry Fanahy Masina ô, Ianao gmse no herinay
REF:...
Dia hamasino, ny fiainanay
Mba atokano ho Anao izahay
Aoka ny herinao no homba anay
Mba handraisanay ny satroboninahitrao
REF:...
Hanompo Anao ry Telo izay Iray
Izay hetaheta tena avy ao am-po
Hisafidy anjara tsara tsy mba mety lo
REF: Ry Jesosy tia, mba tantanonao re ny dia
Tsy mihemotra ny wgvzqms fonay fa tononkira.serasera.org mahatoky Anao
Be fahavalo, re ty zandrinao
Nefa matoky, Ianao tsy qmkqjqb mandao
Na kely hery aza izahay
Ry Fanahy Masina ô, Ianao gmse no herinay
REF:...
Dia hamasino, ny fiainanay
Mba atokano ho Anao izahay
Aoka ny herinao no homba anay
Mba handraisanay ny satroboninahitrao
REF:...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : KEROBIMA ANKATSOVisites : 1590
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Herizo ANDRIANAIVO
Date : 22/05/2019 16:51
