Ampidiro aloha ny tenimiafina
TSY MIHEMOTRA NY FONAY (KEROBIMA ANKATSO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manolotena ho Aano izahay
Hanompo Anao ry Telo izay Iray
Izay hetaheta tena avy ao am-po
Hisafidy anjara tsara tsy mba mety lo
REF: Ry Jesosy tia, mba tantanonao re ny dia
soni Tsy sagc mihemotra ny fonay fa mahatoky Anao
Be fahavalo, re ty zandrinao
Nefa matoky, Ianao tsy mandao
Na kely hery aza izahay
Ry Fanahy Masina ô, Ianao tononkira.serasera.org no herinay
REF:...
Dia hamasino, ny fiainanay
Mba atokano ho Anao izahay mvyfbql
Aoka ny herinao no homba anay
Mba handraisanay ny satroboninahitrao
REF:...
Hanompo Anao ry Telo izay Iray
Izay hetaheta tena avy ao am-po
Hisafidy anjara tsara tsy mba mety lo
REF: Ry Jesosy tia, mba tantanonao re ny dia
soni Tsy sagc mihemotra ny fonay fa mahatoky Anao
Be fahavalo, re ty zandrinao
Nefa matoky, Ianao tsy mandao
Na kely hery aza izahay
Ry Fanahy Masina ô, Ianao tononkira.serasera.org no herinay
REF:...
Dia hamasino, ny fiainanay
Mba atokano ho Anao izahay mvyfbql
Aoka ny herinao no homba anay
Mba handraisanay ny satroboninahitrao
REF:...
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KEROBIMA ANKATSOHits : 1592
Likes : 1 Like
Created by : Herizo ANDRIANAIVO
Date : 22/05/2019 16:51
