Voro-manidina (Kelly Rajerison)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voro-manidina irony handeha mba ho aiza ianao vblnxqh ?
Mba hampitony ny fony, avia re mba lazao.
Sao re mba misy toerana iray hono any ho any,
Tsisy alahelo tsisy tomany.
Voro-manidina irony tsy mba fantatrao,
Fa ny gmwsvol mba faniriako dia ny tononkira.serasera.org hanaraka anao.
Sao re mba misy toerana iray hono yyremgj any ho any,

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Kelly RajerisonVangy : 833
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 18/11/2023 07:28