Voro-manidina (Kelly Rajerison)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voro-manidina irony pvbyak tbardzz handeha mba ho aiza ianao ?
Mba hampitony ny fony, avia re mba lazao.
Sao re mba misy toerana iray hono any ho bczgvi any,
Tsisy alahelo tsisy tomany.
Voro-manidina irony tsy mba tononkira.serasera.org fantatrao,
Fa ny mba faniriako dia ny hanaraka anao.
Sao re mba misy toerana iray hono any ho any,

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Kelly RajerisonHits : 914
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 18/11/2023 07:28