Voro-manidina (Kelly Rajerison)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voro-manidina irony handeha mba ho aiza ianao tononkira.serasera.org ?
Mba hampitony ny fony, avia re mba lazao.
Sao re mba misy toerana iray hono any sxdfra ho any,
Tsisy alahelo tsisy tomany.
Voro-manidina irony tsy brla mba fantatrao,
Fa ny mba faniriako dia ny hanaraka anao.
Sao re mba misy toerana iray hono any ho any,
Tsisy alahelo tsisy tomany. dkdz

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Kelly RajerisonVisites : 913
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 18/11/2023 07:28