Ankalazaina (tononkira ho an'i Neny) (Kelly Rajerison)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ankalazaina ny andro anio ho rkbfqs an’ny fahatsiarovana anao
Loharanon’ny fiainana, ianao no nitarainana
Ankalazaina ao am-poko ao amin’ny fomba tsotra sy madio
Raiso re ny hira tsara indrindra atolotro anao
Fa raha xflsopd waxw ny feonao no nandrotsirotsy nahitako tory fahizay
Ny tratranao no bodofotsy niaro hafanana ho tononkira.serasera.org ahy
Fa ianao no herin’ny fitiavana nandrandraiko hatramin’izay

Fahatsiarovana ihany izany
Tsy ho arahin’alahelo na tomany
Ankalazaiko am-poko ao
Ho ahy mangina ny fahatsiarovako anao
Amin’ny andro iray toy izao, toy izao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Kelly RajerisonVangy : 7777
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : dolbia
Daty : 21/07/2008 15:26