Ankalazaina (tononkira ho an'i Neny) (Kelly Rajerison)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ankalazaina ny andro anio ho an’ny fahatsiarovana anao
Loharanon’ny fiainana, ianao no nitarainana
Ankalazaina ao am-poko ao amin’ny wwkzemep fomba tsotra sy madio
Raiso re ny tononkira.serasera.org hira tsara indrindra atolotro anao
Fa raha ny feonao no nandrotsirotsy nahitako tory fahizay
Ny tratranao no bodofotsy niaro hafanana ho ahy
Fa ianao no herin’ny fitiavana nandrandraiko hatramin’izay
Raiso re ny hira tsara indrindra atolotro anao
Fahatsiarovana ihany izany
Tsy ho arahin’alahelo na tomany
Ankalazaiko am-poko ao
Ho vcca ahy mangina ny fahatsiarovako anao
Amin’ny andro iray toy irylp izao, toy izao.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Kelly RajerisonVisites : 7839
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : dolbia
Date : 21/07/2008 15:26