Ankalazaina (tononkira ho an'i Neny) (Kelly Rajerison)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ankalazaina irkjey ny andro anio ho an’ny fahatsiarovana anao
Loharanon’ny yghcbh fiainana, ianao no nitarainana
Ankalazaina ao am-poko ao amin’ny fomba tsotra sy madio
Raiso re ny hira tsara rcmtbmp indrindra atolotro anao
Fa raha ny feonao no nandrotsirotsy nahitako tory fahizay
Ny tratranao no bodofotsy niaro hafanana ho ahy
Fa ianao no herin’ny fitiavana nandrandraiko hatramin’izay
Raiso re ny hira tsara indrindra atolotro anao
Fahatsiarovana ihany izany
Tsy ho arahin’alahelo na tomany
Ankalazaiko am-poko ao
Ho tononkira.serasera.org ahy mangina ny fahatsiarovako anao
Amin’ny andro iray toy izao, toy izao.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Kelly RajerisonHits : 8030
Likes : 0 Like
Created by : dolbia
Date : 21/07/2008 15:26