Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tariho aho (Kanto ho Taratry ny Fiadanana na KTF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Tompo ô tariho aho, ho amin’ny lalanao izay safidiko,
Ho tena fahendrena tokoa sy ho taratry ny tena fahadiovam-po
Indro ankiniko ho tsimbininao ireo ahiahy
Sy ny adintsaiko hatramin’izao, tsy handrendrika
Ny tononkira.serasera.org fanahiko, tsy hahakivy fo fa hisehoan’ny herinao tokoa
Fiv: Toroy aho tompo hahatsapa izay soa
Tariho aho tsy ho diso hambompo
knetbggn Ka n’inoninona hitranga sy hanjo
Dia efa ianao ihany no andry hiankinako
Ampianaro ahy ny mihaino sy mankato
uzajt Hanetry tena ka izay sitraka no ho tanjoko
2. Ray ô ampianaro aho, raha diso hiaiky
Hifona ka hiova fo, hahay hanaja ny hafa sy hanao soa
Tsy hirehareha ka hitaky na hiandry valisoa
Ho mendrika ahy ilay tara-pahasoavanao
Ireo tombon’andro izay mbola nomenao
Koa inty aho iraho,Indro efa vonona aho ka hiainako izay vavaka hatao
Fiv: Toroy aho tompo hahatsapa izay soa
Tariho aho tsy ho diso hambompo
Ka n’inoninona hitranga sy hanjo
Dia efa ianao ihany no andry hiankinako
vglj Ampianaro ahy ny mihaino sy mankato
Hanetry tena ka izay sitraka no ho tanjoko
AC: Donat SAINDROTOKY
" Tariho aho" Tarika Kanto ho taratry ny fiadanana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Kanto ho Taratry ny Fiadanana na KTFVangy : 116
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 23/06/2026 14:49