Tariho aho (Kanto ho Taratry ny Fiadanana na KTF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Tompo ô tariho aho, ho amin’ny lalanao izay safidiko,
Ho tena fahendrena tokoa sy ho taratry ny tena fahadiovam-po
Indro ankiniko ho tsimbininao ireo ahiahy
Sy ny adintsaiko hatramin’izao, tsy handrendrika
Ny fanahiko, tsy hahakivy fo fa hisehoan’ny herinao tokoa
Fiv: Toroy aho tompo aqiooabo hahatsapa izay soa
Tariho aho tsy ho luieixha diso hambompo
Ka n’inoninona hitranga sy hanjo
Dia efa ianao ihany no andry hiankinako
Ampianaro ahy ny mihaino sy mankato
Hanetry tena ka izay sitraka no ho tanjoko
2. Ray ô ampianaro aho, raha diso hiaiky
Hifona ka hiova fo, hahay hanaja ny hafa sy hanao soa
Tsy hirehareha ka hitaky na hiandry valisoa
hdknierl Ho mendrika tononkira.serasera.org ahy ilay tara-pahasoavanao
Ireo tombon’andro izay mbola nomenao
Koa inty aho iraho,Indro efa vonona aho ka hiainako izay vavaka hatao
Fiv: Toroy aho tompo hahatsapa izay soa
Tariho aho tsy ho diso hambompo

AC: Donat SAINDROTOKY
" Tariho aho" Tarika Kanto ho taratry ny fiadanana

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Kanto ho Taratry ny Fiadanana na KTFHits : 7
Likes : 0 Like
Created by : Mharck
Date : 23/06/2026 14:49