Tsapako (Kanto ho Taratry ny Fiadanana na KTF)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Intro :
Isan’ora, isan’andro dia mihatsapako Tompo fa eo foana Ianao, tsy mba
miova, tsy mandao, koa Misaotra foana

Nomenao lanja ilay fisiako hahatsapako izay iraka ety
Izay niainako tsy azon’ny saiko tsy sendrasendra, hay nisy antony
Niangaranao aho raha oharina amin’ireo ratsy vitako e
Mankalaza, mankato fa tsapako

Bridge : Tompo ô ekeko vyyli , tena misy Ianao e

CHORUS:
ISAN’ORA MIHATSAPAKO, VELONA IANAO ATO ANATIKO
TSY MANDAO IANAO TOMPO O KA MISAOTRA FOANAFOANA E
AMPOKY NY FITIAVANAO, HENIKY NY FAHASOAVANAO
INDRO AHO MIJORO ETO MANAMAFY: “IZAHO MBOLA MINO E”

Ny haren-tsaina nomenao Tompo koloy hanasoavako ny hafa e
Ireo talenta efa lovako ombay fanahy hizara fiadanana e
Na ho inona ataoko mba hitondra hery sy fanantenana
Ho porofo hijoroana, soatoavina hiankinan’ny Finoana

Bridge : Tompo ô fycb ekeko , tena misy Ianao e

CHORUS:
ISAN’ORA MIHATSAPAKO, VELONA IANAO ATO ANATIKO
TSY MANDAO IANAO TOMPO tononkira.serasera.org O KA MISAOTRA FOANAFOANA E
AMPOKY NY FAHASOAVANAO, HENIKY NY VONINAHITRAO
INDRO AHO MIJORO ETO MANAMAFY: “IZAHO rmcp MBOLA MINO E”

A/C: Donat SAINDROTOKY
"Tsapako" Kanto ho taratry ny fiadanana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Kanto ho Taratry ny Fiadanana na KTF
Vangy : 10
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 23/06/2026 15:48
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0425